𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 SOFIA ___ 𝐀𝐤𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 '𝟔𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐃𝐆𝐂𝐅' 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫
☑️Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy nandritra ny fihaonana iraisam-paritra momba ny fitantanam-panjakana izay notanterahina ny alarobia 25 septambra 2024 ny hetsika, ary natrehan'ireo tomponandraikim-panjakana sy tomponandraikim-paritra eo anivon'ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ary ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana eny an-toerana.
☑️Ny Sekretera Jeneralin'ny faritra SOFIA sy ny solontenan'ny Préfet no nitarika ireo mpitsidika ny vararavarana misokatra notanterahin'ny avy ao amin'ny 'Délégation Régionale du Contrôle Financier' #DRCF_SOFIA , tarihan'Andriamatoa NTSAY Jean Jacques, izay naharitra hatramin'ny sabotsy 28 septambra 2024.
📌Navoitra hatrany nandritra ireo fotoana ireo ny fampahafantarana ny 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞r 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐢𝐧𝐲, 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐛𝐢𝐫𝐢𝐤𝐲 𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐲 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚

