𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐋𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐎𝐑𝐎 ___ 𝐀𝐤𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 '𝟔𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐃𝐆𝐂𝐅' #𝐕𝐚𝐫𝐚𝐯𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐌𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫
𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐋𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐎𝐑𝐎 👥 ___ Ny alarobia 7 aogositra sy alakamisy 8 aogositra 2024 teo no nanatanteraka ny varavarana misokatra izay tafiditra ao anatin'ny 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 '𝟔𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐃𝐆𝐂𝐅' 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫 🇲🇬 ny avy ao amin'ny Délégation Régionale du Contrôle Financier #DRCF_ALAOTRAMANGORO tarihan'i Ramatoa TOLIZARA Rasoanirina.

Fahombiazana tanteraka ny hetsika satria dia nahaliana ireo mpitsidika tonga marobe, indrindra ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana any an-toerana izany.


