LIENS UTILES





𝐃é𝐥é𝐠𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐂𝐞𝐧𝐭𝐫𝐚𝐥𝐞𝐬 𝐝𝐮 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫 ___ 𝐀𝐤𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 '𝟔𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐃𝐆𝐂𝐅' #𝐕𝐚𝐫𝐚𝐯𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐌𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫



Ankoatra ny hetsika any amin'ny faritra, ireo '𝐃é𝐥é𝐠𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐂𝐞𝐧𝐭𝐫𝐚𝐥𝐞𝐬 𝐝𝐮 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫' #DCCF_ContrôleFinancier eny anivon'ireo Andrim-panjakana sy Minisitera samihafa dia manatanteraka ihany koa varavarana misokatra izay tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny "faha 65 taonan'ny DGCF" ary entina hizarana sy hampahafantarana ny asa sahanin'ny Contrôle Financier🇲🇬 , ny fomba fiasany ary ny anjara biriky entiny ho fampandrosoana ny firenena.

Arak'izany dia 𝐡𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 satria dia hahazo ny anjarany avokoa ireo Andrim-panjakana sy Minisitera rehetra araka ny lamina napetraka.

Ny vaovao mahakasika izany moa dia ho zaraina tsy tapaka eto amin'ny pejy !

📷 ___ 𝐒𝐀𝐑𝐘 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐫𝐚𝐯𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧'𝐧𝐲 :

👥 _ 𝘍𝘰𝘪𝘣𝘦𝘯'𝘯𝘺 𝘊𝘰𝘯𝘵𝘳ô𝘭𝘦 𝘍𝘪𝘯𝘢𝘯𝘤𝘪𝘦𝘳 - 𝘍𝘢𝘳𝘢𝘷𝘰𝘩𝘪𝘵𝘳𝘢


👥 _ '𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘵è𝘳𝘦 𝘥𝘦 𝘭'𝘌𝘥𝘶𝘤𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯, 𝘥𝘦 𝘭𝘢 𝘍𝘰𝘳𝘮𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘛𝘦𝘤𝘩𝘯𝘪𝘲𝘶𝘦 𝘦𝘵 𝘗𝘳𝘰𝘧𝘦𝘴𝘴𝘪𝘰𝘯𝘯𝘦𝘭𝘭𝘦' - 𝘔𝘌𝘍𝘛𝘗




👥 _ '𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘵è𝘳𝘦 𝘥𝘶 𝘋é𝘷𝘦𝘭𝘰𝘱𝘱𝘦𝘮𝘦𝘯𝘵 𝘯𝘶𝘮é𝘳𝘪𝘲𝘶𝘦, 𝘥𝘦 𝘭𝘢 𝘵𝘳𝘢𝘯𝘴𝘧𝘰𝘳𝘮𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘋𝘪𝘨𝘪𝘵𝘢𝘭𝘦, 𝘥𝘦𝘴 𝘗𝘰𝘴𝘵𝘦𝘴 𝘦𝘵 𝘥𝘦𝘴 𝘛é𝘭é𝘤𝘰𝘮𝘮𝘶𝘯𝘪𝘤𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯𝘴' - 𝘔𝘕𝘋𝘗𝘛