LIENS UTILES





𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍'𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀 ___ 𝐀𝐤𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 '𝟔𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐃𝐆𝐂𝐅' #𝐕𝐚𝐫𝐚𝐯𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐌𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐢𝐧𝐲



📍 ___ Alarobia 10 jolay 2024 sy Alakamisy 11 jolay 2024, manoloana ny biraon'ny fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina eo an-tampon'ny vinany.


👥 ___ Vonona hatrany amin'ny fandraisana ireo mpitsidika sy ny famaliana ny fanontanian'izy ireo ny avy eo anivon'ny Délégation Régionale du Contrôle Financier #DRCF_AmoroniMania izay tarihan'ny delegem-paritra Ramatoa Vololona Oliva RAHETLAH


Isaorana manokana Andriamatoa isany Préfet an'Ambositra sy ny lehiben'ny fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Amoron'i Mania tamin'ny fanohanana sy ny fiaraha-miasa nahafahana nanatanteraka izao hetsika izao !