𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐕𝐀𝐊𝐈𝐍𝐀𝐍𝐊𝐀𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 ___ 𝐀𝐤𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 '𝟔𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐃𝐆𝐂𝐅' #𝐕𝐚𝐫𝐚𝐯𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐌𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐢𝐧𝐲
📍 ___ Nanomboka ny alatsinainy 8 jolay 2024, eo anoloan'ny Commune Urbaine Antsirabe, ary haharitra herinandro.

👥 ___ Vonona hatrany ny avy eo anivon'ny Délégation Régionale du Contrôle Financier #DRCF_Vakinankaratra izay tarihan'ny delegem-paritra Andriamatoa RASOAMANANJATO Jean de Dieu, handray ireo mpitsidika !


