LIENS UTILES





𝐃é𝐥é𝐠𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐑é𝐠𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐮 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 👥 ___



📍 Fanentanana ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana mahakasika ny ‘exécution budgétaire’;

📍 Fifanakalozan-kevitra sy famahana ireo olana samihafa izay nozarain'ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana, ary fandraisana vahaolana iombonana manoloana izany.

👉 Ireo teboka roa (2) lehibe ireo no niompanan'ny fandraisana anjaran'ny delegem-paritry ny Contrôle Financier Ramatoa Nivo Lalaina RAKOTONDRAZAKA, nandritra ny fivorian'ny 𝐕𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 | 𝐂𝐥𝐮𝐛 𝐑é𝐠𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐆𝐞𝐬𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐏𝐮𝐛𝐥𝐢𝐪𝐮𝐞 (𝐂𝐑𝐆𝐏) faritra MENABE, izay notontosaina ny talata 18 jona 2024 teo ho an'ny telovolana faharoa 2024.