LIENS UTILES





𝐃𝐑𝐂𝐅 𝐀𝐍𝐎𝐒𝐘 _ CRGP



Akon'ny fandraisana anjaran'ny Délégation Régionale du Contrôle Financier #DRCF_ANOSY izay notarihan'ny delegem-paritra Andriamatoa RANAIVOJAONA Solo, tamin'ny fivorian'ny 𝐕𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 | 𝐂𝐥𝐮𝐛 𝐑é𝐠𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐆𝐞𝐬𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐏𝐮𝐛𝐥𝐢𝐪𝐮𝐞 (𝐂𝐑𝐆𝐏) notanterahina ny zoma 17 mey 2024 teo ho an’ny telovolana faharoa 2024, ary nihaonana tamin'ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana any amin’ny faritra.


Nisy ny fotoana manokana izay niompana tamin'ny fampiofanana mahakasika ny tenimita mifehy ny tsenam-baro-panjakana ho an’ny taona 2024. Izany moa dia niarahana nisalahy tamin'ireo ratsamangaikan’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola any an-toerana.