👥 𝐃𝐂𝐂𝐅 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐧𝐲 (𝐌𝐅𝐅𝐓) _____ Fihaonana f𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐥𝐨𝐳𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚
👥 𝐃𝐂𝐂𝐅 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐧𝐲 (𝐌𝐅𝐅𝐓) _____ 𝐀𝐥𝐚𝐤𝐚𝐦𝐢𝐬𝐲 𝟏𝟖 𝐀𝐩𝐫𝐢𝐥𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟒 | 𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐥𝐨𝐳𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐃é𝐥é𝐠𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐂𝐞𝐧𝐭𝐫𝐚𝐥𝐞_𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫 #𝐃𝐂𝐂𝐅 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐝𝐞𝐥𝐞𝐠𝐞𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫, 𝐈𝐄 𝐞𝐧 𝐂𝐡𝐞𝐟 𝐑𝐀𝐁𝐄𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 𝐕𝐨𝐚𝐡𝐚𝐧𝐠𝐲 𝐌𝐢𝐫𝐞𝐢𝐥𝐥𝐞, 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐭𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐅𝐅𝐓 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧’𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐚𝐫𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨.

Anisan’ny nisongadina nandritra ny fihaonana :
📌 Ny fizaran’ny avy ao amin’ny Délégation Centrale _Contrôle Financier
👉 ireo tsara ho fantatra mahakasika ny ‘exécution budgétaire’ amin'ity taona 2024 ity,
👉 ireo torohevitra izay notsoahina avy amin'ireo traikefa rehetra efa hita tao anatin'ny taona vitsivitsy mba hanatsarana kokoa ny kalitaon'ny asa, ary indrindra ny hahatomombana ireo antotan-taratasy tonga eny anivon’ny DCCF.
📌 Ny fanamafisana sy fanatsarana ny fomba fifandraisana mba hampirindra tsara ny fanatanterahana ny asa rehetra.
📌 Ny fifanakalozana teo amin'ny roa tonta tamin’ny alalan’ny fametrahana fanontaniana na fanolorana sosokevitra samihafa.


