👥 𝐃𝐑𝐂𝐅 𝐈𝐓𝐀𝐒𝐘 ___ 𝐭𝐚𝐥𝐚𝐭𝐚 𝟏𝟔 𝐚𝐩𝐫𝐢𝐥𝐲 𝐬𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐚 𝟏𝟕 𝐚𝐩𝐫𝐢𝐥𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟒 | 𝐚𝐭𝐫𝐢𝐤'𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐥𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐤𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐃é𝐥é𝐠𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐑é𝐠𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐮 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫 𝐈𝐓𝐀𝐒𝐘, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐝𝐞𝐥𝐞𝐠𝐞𝐦-𝐩𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚, 𝐑𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐑𝐀𝐒𝐎𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐉𝐀𝐑𝐀 𝐙𝐨𝐞𝐥𝐲 𝐇𝐚𝐫𝐢𝐥𝐚𝐥𝐚
Ireto teboka telo (03) ireto no novelabelarina tamin' ireo mpiantsehatra eo amin'ny fitantanam-bolam-panjakana tonga marobe nanatrika ny fotoana 👉 'exécution budgétaire' √ 'gestion de la comptabilité des matières' √ ary 'marchés publics' √

Nisy ny dinika sy ny fifanakalozana hoentina manatsara ny fomba fiasa aorian'ny fihaonana.
Tonga nanome voninahitra ny fotoana Andriamatoa Préfet avy ao amin'ny faritra Itasy sy Ramatoa 'Directeur de l'Administration Générale et Régionale' izay nisolo tena ny Governoran'ny faritra.
Nanatevin-daharana tamin'ny fifanakalozana kosa ny 'Service Régional du Budget' Itasy.

