👥 𝐃𝐑𝐂𝐅 𝐌𝐀𝐓𝐒𝐈𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍𝐘 __ 𝐅𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧a 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐭𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐟𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚
👥 𝐃𝐑𝐂𝐅 𝐌𝐀𝐓𝐒𝐈𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍𝐘 __ 𝐅𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐃é𝐥é𝐠𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐑é𝐠𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐮 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫 #𝐃𝐑𝐂𝐅_𝐌𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐭𝐫𝐚𝐀𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐭𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐟𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 '𝐚𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐛𝐮𝐝𝐠é𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬' 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚

Nohamafisin’ny Delegem-paritry ny Contrôle Financier, Andriamatoa RAKOTOMALALA Miharisoa Lanto, fa tanjona amin'ny fihaonana tahaka izao ny fametrahana ny fanarahan’ny ‘acteurs budgétaires’ ireo lalàna sy fepetra mifehy ny fitantanana ny volam-panjakana izay mifandraika amin'ny fikarakarana ireo antotan-taratasy ilaina eny anivon'ny Contrôle Financier amin'ny fahazahoana 'VISA'. Izany dia ho fisorohana izay mety tsy ho fahatomombanana ka mahatonga ny 'rejet' sy hampihenana ihany koa izay mety ho gaboraraka amin’ny fampiasana ny volam-panjakana.


