LIENS UTILES





𝐏𝐎𝐒𝐓𝐄 𝐃𝐄 𝐂𝐎𝐍𝐓𝐑𝐎𝐋𝐄 𝐅𝐈𝐍𝐀𝐍𝐂𝐈𝐄𝐑 𝐍𝐎𝐒𝐘 𝐁𝐄 __ 𝐂𝐄𝐁 𝟐𝟎𝟐𝟒



Akon'ny fandraisan'ny 𝐏𝐨𝐬𝐭𝐞 𝐝𝐞 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫 𝐍𝐨𝐬𝐲 𝐁𝐞 anjara tamin'ny fivorian'ny 𝐕𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 | 𝐂𝐥𝐮𝐛 𝐑é𝐠𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐆𝐞𝐬𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐏𝐮𝐛𝐥𝐢𝐪𝐮𝐞 (𝐂𝐑𝐆𝐏) izay fotoana nihaonana tamin'ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana ary niompana tamin'ny famelabelarana ny Toro-làlana momba ny Fanatanterahana ny Teti-bola 2024 na ny 'Circulaire d'Exécution Budgétaire' 2024


Nandritra ny fandraisam-pitenena nataony no nitondran'ny Chef de Poste du Contrôle Financier Nosy Be, Ramatoa RAHARIMANANA Marie Nathalie, ny fampahafantarana ireo andinin-dalàna sy fepetra manan-kery na nasiam-panovana, izay mifandraika amin’ny asa fanaraha-maso ataon'ny Contrôle Financier, ary voarakitra ao anatin’ny 'CEB 2024'